Genesisy 20:5 MG1865

5 Tsy ralehilahy va no nilaza tamiko hoe: Anabaviko izy? ary ravahivavy koa nanao hoe: Anadahiko izy; koa tamin'ny fahatsoran'ny foko sy ny fahadiovan'ny tanako no nanaovako izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 20

Jereo Genesisy 20:5 amin'ny teny manodidina.