Genesisy 21:1 MG1865

1 Ary Jehovah namangy an'i Saraha araka ilay efa nolazainy, ary dia nataon'i Jehovah tamin'i Saraha araka ilay efa noteneniny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:1 amin'ny teny manodidina.