Genesisy 21:16 MG1865

16 Dia lasa izy ka nipetraka terỳ lavidavitra tandrifiny, tokony ho tra-tsipìka; fa hoy izy: Aza mba ho hitako anie izay hahafatesan'ny zaza. Ary nipetraka tandrifiny izy, dia nanandratra ny feony nitomany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:16 amin'ny teny manodidina.