Genesisy 21:19 MG1865

19 Dia nampahiratin'Andriamanitra ny mason'i Hagara, ka nahita lavaka fantsakana izy; ary lasa izy, dia nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:19 amin'ny teny manodidina.