Genesisy 21:23 MG1865

23 koa ankehitriny ianiano amin'Andriamanitra aho fa tsy hamitaka ahy na ny zanako na ny taranako ianao; fa araka ny soa izay efa nataoko taminao no mba ataovy amiko sy amin'ny tany izay ivahinianao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:23 amin'ny teny manodidina.