26 Dia hoy Abimeleka: Tsy fantatro izay nanao izany; fa ianao tsy mbola nanambara tamiko, ary izaho koa tsy mba nahare, raha tsy vao izao.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 21
Jereo Genesisy 21:26 amin'ny teny manodidina.