31 Izany no nanaovana io tany io hoe Beri-sheba; satria teo no nianianan'izy roa lahy.
32 Dia nanao fanekena tany Beri-sheba izy; ary dia niainga Abimeleka sy Pikola, komandin'ny miaramilany, ka niverina ho any amin'ny tanin'ny Filistina.
33 Dia namboly hazo tamariska tany Beri-sheba Abrahama ka tao no niantsoany ny anaran'i Jehovah, dia Andriamanitra Mandrakizay.
34 Ary Abrahama nivahiny elaela ihany tany amin'ny tanin'ny Filistina.