Genesisy 21:9 MG1865

9 Ary Saraha nahita fa nihomehy ny zanak'i Hagara Egyptiana, izay efa naterany tamin'i Abrahama.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 21

Jereo Genesisy 21:9 amin'ny teny manodidina.