11 Fa niantso azy Ilay Anjelin'i Jehovah tany an-danitra ka nanao hoe: Ry Abrahama, ry Abrahama ô! ary hoy kosa izy: Inty aho.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 22
Jereo Genesisy 22:11 amin'ny teny manodidina.