Genesisy 22:20 MG1865

20 Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin'i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin'i Nahora rahalahinao,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 22

Jereo Genesisy 22:20 amin'ny teny manodidina.