Genesisy 22:24 MG1865

24 Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an'i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 22

Jereo Genesisy 22:24 amin'ny teny manodidina.