Genesisy 22:6 MG1865

6 Dia nalain'i Abrahama ny hazo hataina amin'ny fanatitra dorana ka natataony an'Isaka zanany; fa izy kosa nitondra ny afo sy ny antsy teny an-tànany; ary dia niara-nandeha izy mianaka.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 22

Jereo Genesisy 22:6 amin'ny teny manodidina.