Genesisy 23:11 MG1865

11 Tsia, tompokolahy, fa mihainoa ahy: ny saha dia omeko anao, ary ny zohy izay eo anatiny koa dia omeko anao; eto imason'ny zanaky ny fireneko no anomezako azy ho anao; aleveno ny fatin'ny vadinao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 23

Jereo Genesisy 23:11 amin'ny teny manodidina.