Genesisy 23:8 MG1865

8 dia niteny taminy ka nanao hoe: Raha sitrakareo ary ny handevenako ny fatin'ny vadiko mba tsy ho eto anatrehako, dia mihainoa ahy, ka mba iangavio kely amin'i Efrona, zanak'i Zohara,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 23

Jereo Genesisy 23:8 amin'ny teny manodidina.