1 Ary Abrahama dia efa zokiolona sady nandroso fahanterana; ary Jehovah efa nitahy an'i Abrahama tamin'ny zavatra rehetra.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 24
Jereo Genesisy 24:1 amin'ny teny manodidina.