Genesisy 24:10 MG1865

10 Ary ilay mpanompo naka rameva folo tamin'ny ramevan'ny tompony ka lasa, ary izay zava-tsoa nananan'ny tompony dia samy nitondrany avokoa; dia nandeha izy ka nankany Mesopotamia ho any an-tanànan'i Nahora.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:10 amin'ny teny manodidina.