Genesisy 24:20 MG1865

20 Ary dia naidiny faingana ny rano teo an-tsininy ho eo amin'ny tavy fisotroana, dia nihazakazaka indray izy nankeo amin'ny lavaka fantsakana hantsaka; ary nantsaka ho an'ny ramevany rehetra izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:20 amin'ny teny manodidina.