31 Ary hoy Labana: Miakara. ry ilay notahin'i Jehovah; nahoana no mijanona eto ivelany ianao? fa izaho efa namboatra ny trano sy izay hitoeran'ny rameva.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 24
Jereo Genesisy 24:31 amin'ny teny manodidina.