Genesisy 24:35 MG1865

35 Ary Jehovah efa nitahy ny tompoko indrindra, ka efa be ny fananany; ary Jehovah efa nanome azy ondry aman'osy sy omby, ary volafotsy sy volamena, ary andevolahy sy andevovavy, ary rameva sy boriky.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:35 amin'ny teny manodidina.