Genesisy 24:38 MG1865

38 fa any amin'ny tranon'ikaky sy any amin'ny havako no halehanao ka hakanao vady any ho an'ny zanako.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:38 amin'ny teny manodidina.