Genesisy 24:48 MG1865

48 Dia niondrika aho ka nianko­hoka teo anatrehan'i Jehovah, dia nisaotra an'i Jehovah, Andriamanitr'i Abrahama tompoko, Izay efa nitondra ahy tamin'ny lalana marina haka ny zanakavavin'ny rahalahin'ny tompoko, ho an'ny zanany

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:48 amin'ny teny manodidina.