Genesisy 24:57 MG1865

57 Ary hoy izy ireo: Aoka ary hantsoinay ny zazavavy, ka hanontanianay izay teniny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:57 amin'ny teny manodidina.