Genesisy 24:63 MG1865

63 Ary Isaka nivoaka mba hieritreritra any an-tsaha, rehefa nitehin-ko hariva ny andro; dia nanopy ny masony izy ka nahita fa indrery nisy rameva avy manatona.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:63 amin'ny teny manodidina.