Genesisy 24:67 MG1865

67 Ary Isaka dia nampandroso an-dRebeka ho ao an-dain'i Saraha reniny ka nampakatra azy ho vadiny; ary tia azy izy, dia nionona ny alahelony an-dreniny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:67 amin'ny teny manodidina.