Genesisy 24:8 MG1865

8 Ary raha tsy hety hiaraka aminao ny vehivavy, dia ho afaka amin'izao fampianianako anao izao ianao; fa izao ihany: aza entinao miverina any mihitsy ny zanako

Vakio ny toko manontolo Genesisy 24

Jereo Genesisy 24:8 amin'ny teny manodidina.