Genesisy 25:20 MG1865

20 Abrahama niteraka an'Isaka; ary efa-polo taona Isaka, raha nampakatra an-dRebeka, zanakavavin'i Betoela Syriana, avy tany Mesopotamia, sady anabavin'i Labana Syriana.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 25

Jereo Genesisy 25:20 amin'ny teny manodidina.