Genesisy 26:12 MG1865

12 Dia namafy tamin'izany tany izany Isaka ka nahazo zato heny tamin'izay taona izay, satria efa notahin'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:12 amin'ny teny manodidina.