Genesisy 26:18 MG1865

18 Dia noloaran'Isaka indray ny lavaka fantsakana izay voahady fony fahavelon'i Abrahama rainy, fa efa novonoin'ny Filistina ireny, rehefa maty Abrahama; ary dia nasiany anarana ireny araka ny anarana izay efa nanaovan-drainy azy ihany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:18 amin'ny teny manodidina.