Genesisy 26:24 MG1865

24 Ary Jehovah niseho taminy tamin'iny alina iny ka nanao hoe: Izaho no Andriamanitr'i Abrahama rainao; aza matahotra, fa momba anao Aho ka hitahy anao sy hahamaro ny taranakao noho ny amin'i Abrahama mpanompoko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:24 amin'ny teny manodidina.