Genesisy 26:32 MG1865

32 Ary tamin'izany andro izany dia avy ny mpanompon'Isaka ka nanambara taminy ny amin'ny lavaka fantsakana izay efa nohadiny ka nanao taminy hoe: Efa nahita rano izahay.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:32 amin'ny teny manodidina.