Genesisy 26:7 MG1865

7 Ary ny lehilahy tompon-tany nanontany ny amin'ny vadiny; ary hoy kosa izy: Anabaviko izy; fa natahotra hilaza hoe: Vadiko izy, fandrao, hoy izy, hamono ahy ny lehilahy tompon-tany noho Rebeka, satria tsara tarehy izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 26

Jereo Genesisy 26:7 amin'ny teny manodidina.