Genesisy 27:19 MG1865

19 Ary hoy Jakoba tamin-drainy: Izaho no Esao zanakao lahimatoa; efa nanao araka izay nasainao nataoko aho; masìna ianao, miarena, dia mipetraha, ka hano ny hazako, mba hitsofan'ny fanahinao rano ahy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:19 amin'ny teny manodidina.