Genesisy 27:25 MG1865

25 Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan'ny zanako hihinanako, mba hitsofan'ny fanahiko rano anao. Ary dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy; ary nitondrany divay izy, dia nisotro.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:25 amin'ny teny manodidina.