Genesisy 27:29 MG1865

29 Hanompo anao anie ny firenena maro, Ary hiankohoka eo anatrehanao ny firenena samy hafa. Ho tompon'ny rahalahinao anie ianao, ary aoka hiankohoka eo anatrehanao ny zanaky ny reninao. Ho voaozona anie izay rehetra manozona anao, ary hohasoavina anie izay manisy soa anao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 27

Jereo Genesisy 27:29 amin'ny teny manodidina.