Genesisy 28:19 MG1865

19 Ary ny anaran'izany fitoerana izany dia nataony hoe Betela, fa Lozy no anaran'ilay tanàna tany aloha.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:19 amin'ny teny manodidina.