Genesisy 28:3 MG1865

3 Ary Andriamanitra Tsitoha anie hitahy anao ka hahamaro fara anao sy hampitombo anao, mba ho tonga firenena maro ianao;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:3 amin'ny teny manodidina.