Genesisy 28:6 MG1865

6 Ary nony hitan'i Esao fa Isaka efa nitso-drano an'i Jakoba ka efa nampandeha azy ho any Mesopotamia haka vady any ary nitso-drano azy sady namepetra azy hoe: Aza maka vady avy amin'ny zanakavavin'ny Kananita ianao;

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:6 amin'ny teny manodidina.