Genesisy 28:9 MG1865

9 dia lasa Esao nankany amin'Isimaela ka naka an'i Mahalota, zanakavavin'Isimaela, zanak'i Abrahama, sady anabavin'i Nebaiota, ho vadiny, ho fanampin'ny vady izay nananany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 28

Jereo Genesisy 28:9 amin'ny teny manodidina.