Genesisy 29:13 MG1865

13 Ary rehefa ren'i Labana ny filazany an'i Jakoba, zanak'anabaviny, dia nihazakazaka nitsena azy izy ka namihina azy sy nanoroka azy ary nitondra azy ho any an-tranony. Dia nambaran'i Jakoba tamin'i Labana izany rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:13 amin'ny teny manodidina.