Genesisy 29:16 MG1865

16 Ary Labana nanan-janaka roa vavy: Lea no anaran'ny zokiny, ary Rahely no anaran'ny zandriny.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:16 amin'ny teny manodidina.