Genesisy 29:20 MG1865

20 Dia nanompo an'i Labana fito taona Jakoba hahazoany an-dRahely; ary toa andro vitsy foana teo imasony izany noho ny fitiavany azy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:20 amin'ny teny manodidina.