Genesisy 29:23 MG1865

23 Kanjo nony hariva dia naka an'i Lea zananivavy izy ka nitondra azy ho any amin'i Jakoba; dia nanambady azy Jakoba.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:23 amin'ny teny manodidina.