Genesisy 29:33 MG1865

33 Dia nanan'anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Satria ren'i Jehovah fa efa nankalahaina aho, dia nomeny ahy koa ity; dia nataony hoe Simeona ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 29

Jereo Genesisy 29:33 amin'ny teny manodidina.