Genesisy 3:1 MG1865

1 Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon'i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon'Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin'ny saha?

Vakio ny toko manontolo Genesisy 3

Jereo Genesisy 3:1 amin'ny teny manodidina.