Genesisy 3:16 MG1865

16 Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy: Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho, indrindra fa raha manan'anaka ianao; ary fahoriana no hiterahanao zanaka; ary ny vadinao no hianteheran'ny fanirianao, ka izy no hanapaka anao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 3

Jereo Genesisy 3:16 amin'ny teny manodidina.