Genesisy 3:3 MG1865

3 fa ny voan'ny hazo eo afovoan'ny saha kosa no efa nataon'Andriamanitra hoe: Aza hihinanareo na tendrenareo izany, fandrao maty ianareo.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 3

Jereo Genesisy 3:3 amin'ny teny manodidina.