Genesisy 3:6 MG1865

6 Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 3

Jereo Genesisy 3:6 amin'ny teny manodidina.