Genesisy 30:15 MG1865

15 Ary hoy izy taminy: Moa zavatra kely va ny nakanao ny vadiko? Dia halainao koa va ny dodaiman'ny zanako? Ary hoy Rahely: Aoka handry aminao ihany ary izy anio alina noho ny dodaiman'ny zanakao.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:15 amin'ny teny manodidina.