Genesisy 30:20 MG1865

20 Ary hoy Lea: Efa nanome anjara soa ho ahy Andriamanitra; amin'izao vao hitoetra amiko ny vadiko, fa efa niteraka zaza enin-dahy ho azy aho; dia nataony hoe Zebolona ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 30

Jereo Genesisy 30:20 amin'ny teny manodidina.