25 Ary rehefa niteraka an'i Josefa Rahely, dia hoy Jakoba tamin'i Labana: Alefaso aho hankany amin'ny fonenako sy ny taniko.
Vakio ny toko manontolo Genesisy 30
Jereo Genesisy 30:25 amin'ny teny manodidina.